Ohabolana 28:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Sambatra izay olona miambina foana,*Fa izay manamafy fo kosa hahita loza.+ Lioka 22:33, 34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Dia hoy i Petera: “Tompo ô, vonona hiaraka aminao aho, na higadra ianao na ho faty.”+ 34 Hoy anefa izy: “Lazaiko aminao, ry Petera, fa mbola tsy maneno akory ny akoho anio, dia efa handa intelo ianao hoe tsy mahalala ahy.”+ Galatianina 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ry rahalahy, raha misy olona manao zavatra tsy mety nefa tsy fantany akory, dia ianareo izay matotra* no tokony hiezaka hanitsy azy amim-pahalemem-panahy.+ Mitandrema tsara+ anefa sao halaim-panahy koa ianao.+
33 Dia hoy i Petera: “Tompo ô, vonona hiaraka aminao aho, na higadra ianao na ho faty.”+ 34 Hoy anefa izy: “Lazaiko aminao, ry Petera, fa mbola tsy maneno akory ny akoho anio, dia efa handa intelo ianao hoe tsy mahalala ahy.”+
6 Ry rahalahy, raha misy olona manao zavatra tsy mety nefa tsy fantany akory, dia ianareo izay matotra* no tokony hiezaka hanitsy azy amim-pahalemem-panahy.+ Mitandrema tsara+ anefa sao halaim-panahy koa ianao.+