2 Korintianina 13:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa novonoina teo amin’ny tsato-kazo tokoa izy tamin’izy nalemy, nefa velona kosa izy izao noho ny herin’Andriamanitra.+ Marina koa fa malemy hoatr’azy izahay, nefa ho velona hiaraka aminy izahay+ noho ny herin’Andriamanitra miasa aminareo.+
4 Fa novonoina teo amin’ny tsato-kazo tokoa izy tamin’izy nalemy, nefa velona kosa izy izao noho ny herin’Andriamanitra.+ Marina koa fa malemy hoatr’azy izahay, nefa ho velona hiaraka aminy izahay+ noho ny herin’Andriamanitra miasa aminareo.+