Efesianina 5:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 satria ny lehilahy no lohan’ny vadiny,+ hoatran’i Kristy izay lohan’ny fiangonana,+ ary izy no mpamonjy an’io vatana* io. 1 Petera 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Toy izany koa ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo.+ Amin’izay raha misy amin’izy ireo tsy mankatò ny teny masina, dia ho voataonan’ny fitondran-tenanareo izy, fa tsy ny teny lazainareo.+
23 satria ny lehilahy no lohan’ny vadiny,+ hoatran’i Kristy izay lohan’ny fiangonana,+ ary izy no mpamonjy an’io vatana* io.
3 Toy izany koa ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo.+ Amin’izay raha misy amin’izy ireo tsy mankatò ny teny masina, dia ho voataonan’ny fitondran-tenanareo izy, fa tsy ny teny lazainareo.+