Romanina 12:4, 5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa misy rantsambatana maro ny vatantsika,+ nefa tsy mitovy ny asan’izy rehetra. 5 Hoatr’izany koa fa vatana iray tafaray amin’i Kristy isika na be dia be aza, ary rantsambatana mifampiankina* isika tsirairay.+
4 Fa misy rantsambatana maro ny vatantsika,+ nefa tsy mitovy ny asan’izy rehetra. 5 Hoatr’izany koa fa vatana iray tafaray amin’i Kristy isika na be dia be aza, ary rantsambatana mifampiankina* isika tsirairay.+