5 Koa aza mitsara+ na inona na inona alohan’ny fotoana voatondro, mandra-piavin’ny Tompo. Izy no hampiseho eo amin’ny mazava ny zava-miafina ao anaty haizina sy hampahafantatra ny fikasan’ny fo. Amin’izay dia samy hahazo dera avy amin’Andriamanitra ny tsirairay.+