9 Fantatrao tsara fa i Jehovah Andriamanitrao no tena Andriamanitra, ilay Andriamanitra mendri-pitokisana sady manaja ny fifanekena nataony. Tena tia an’izay tia azy sy izay mankatò ny didiny koa izy sady tsy mba mivadika amin’izy ireny mihitsy, na dia hatrany amin’ny taranaka faharivo aza.+