Asan’ny Apostoly 18:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nipetraka tao amin’izy mivady izy ary niara-niasa tamin’izy ireo,+ satria nitovy ny asany. Mpanao tranolay mantsy no asa fiveloman’izy ireo. Asan’ny Apostoly 20:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Fa fantatrareo tsara fa ireto tanako ireto no nahazoako an’izay nilaiko+ sy nilain’ireo niaraka tamiko. 1 Tesalonianina 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tadidinareo tsara, ry rahalahy, hoe niasa mafy sy nikely aina aho. Niasa andro aman’alina mantsy izahay rehefa nitory ny vaovao tsaran’Andriamanitra taminareo, mba tsy hampitondra enta-mavesatra an’iza na iza teo amin’ny lafiny ara-bola.+
3 Nipetraka tao amin’izy mivady izy ary niara-niasa tamin’izy ireo,+ satria nitovy ny asany. Mpanao tranolay mantsy no asa fiveloman’izy ireo.
34 Fa fantatrareo tsara fa ireto tanako ireto no nahazoako an’izay nilaiko+ sy nilain’ireo niaraka tamiko.
9 Tadidinareo tsara, ry rahalahy, hoe niasa mafy sy nikely aina aho. Niasa andro aman’alina mantsy izahay rehefa nitory ny vaovao tsaran’Andriamanitra taminareo, mba tsy hampitondra enta-mavesatra an’iza na iza teo amin’ny lafiny ara-bola.+