Hebreo 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa ny antsika tsy hoe mpisoronabe tsy mba mahay mangoraka antsika amin’ny fahalementsika,+ fa mpisoronabe efa notsapaina tamin’ny zavatra rehetra hoatr’antsika koa, nefa tsy nanota.+ Hebreo 7:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Fa mety amintsika ny mpisoronabe hoatr’izany, dia mpisoronabe tsy mivadika, tsy manan-tsiny, tsy misy loto,+ tafasaraka amin’ny mpanota, ary natao ambony noho ny lanitra.+
15 Fa ny antsika tsy hoe mpisoronabe tsy mba mahay mangoraka antsika amin’ny fahalementsika,+ fa mpisoronabe efa notsapaina tamin’ny zavatra rehetra hoatr’antsika koa, nefa tsy nanota.+
26 Fa mety amintsika ny mpisoronabe hoatr’izany, dia mpisoronabe tsy mivadika, tsy manan-tsiny, tsy misy loto,+ tafasaraka amin’ny mpanota, ary natao ambony noho ny lanitra.+