1 Korintianina 10:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tsy azonareo atao ny misotro amin’ny kaopin’i Jehovah* sady misotro amin’ny kaopin’ny demonia. Tsy azonareo atao ny mihinana amin’ny “latabatr’i Jehovah”*+ sady mihinana amin’ny latabatry ny demonia.
21 Tsy azonareo atao ny misotro amin’ny kaopin’i Jehovah* sady misotro amin’ny kaopin’ny demonia. Tsy azonareo atao ny mihinana amin’ny “latabatr’i Jehovah”*+ sady mihinana amin’ny latabatry ny demonia.