Hebreo 13:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ankatoavy sy ekeo+ ireo mitarika* eo aminareo.+ Miahy* anareo foana mantsy izy ireny, toy ny olona mbola hatao ampamoaka.+ Amin’izay dia ho faly izy ireny rehefa manao an’izany fa tsy hisento, satria tsy hahasoa anareo izany.
17 Ankatoavy sy ekeo+ ireo mitarika* eo aminareo.+ Miahy* anareo foana mantsy izy ireny, toy ny olona mbola hatao ampamoaka.+ Amin’izay dia ho faly izy ireny rehefa manao an’izany fa tsy hisento, satria tsy hahasoa anareo izany.