Asan’ny Apostoly 18:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nipetraka tao amin’izy mivady izy ary niara-niasa tamin’izy ireo,+ satria nitovy ny asany. Mpanao tranolay mantsy no asa fiveloman’izy ireo. 1 Korintianina 9:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Inona àry no valisoa azoko? Rehefa mitory ny vaovao tsara aho, dia afaka manome an’izany maimaim-poana. Tsy hanararaotra ny fahefako* aho amin’izay rehefa mitory ny vaovao tsara.
3 Nipetraka tao amin’izy mivady izy ary niara-niasa tamin’izy ireo,+ satria nitovy ny asany. Mpanao tranolay mantsy no asa fiveloman’izy ireo.
18 Inona àry no valisoa azoko? Rehefa mitory ny vaovao tsara aho, dia afaka manome an’izany maimaim-poana. Tsy hanararaotra ny fahefako* aho amin’izay rehefa mitory ny vaovao tsara.