11 Raha ny amiko kosa, ry rahalahy, raha mbola mitory momba ny famorana aho, dia nahoana aho no mbola enjehina ihany? Raha izany mantsy no toriko, dia efa tsy tokony hanafintohina olona intsony ny hazo fijaliana.*+
12 Raha ny marina, dia henjehina+ ihany koa izay rehetra te hampiseho eo amin’ny fiainany hoe mahafoy tena ho an’Andriamanitra sady tafaray amin’i Kristy Jesosy.