Genesisy 22:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 dia tena hotahiko ianao ka tena hataoko lasa be dia be ny taranakao, hoatran’ny kintana eny amin’ny lanitra sy ny fasika eny amoron-dranomasina.+ Ho lasan’ny taranakao koa ny vavahadin’ny* fahavalony.+
17 dia tena hotahiko ianao ka tena hataoko lasa be dia be ny taranakao, hoatran’ny kintana eny amin’ny lanitra sy ny fasika eny amoron-dranomasina.+ Ho lasan’ny taranakao koa ny vavahadin’ny* fahavalony.+