2 Korintianina 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Amin’ny zava-drehetra anefa dia asehonay hoe mpanompon’Andriamanitra izahay,+ satria niaritra fitsapana be dia be, niaritra fahoriana sy tsy fisiana ary zava-tsarotra,+ 2 Korintianina 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 milaza ny marina, miantehitra amin’ny herin’Andriamanitra,+ mitazona an’ireo fitaovam-piadian’ny fahamarinana+ amin’ny tanana havia* sy havanana,*
4 Amin’ny zava-drehetra anefa dia asehonay hoe mpanompon’Andriamanitra izahay,+ satria niaritra fitsapana be dia be, niaritra fahoriana sy tsy fisiana ary zava-tsarotra,+
7 milaza ny marina, miantehitra amin’ny herin’Andriamanitra,+ mitazona an’ireo fitaovam-piadian’ny fahamarinana+ amin’ny tanana havia* sy havanana,*