3 Ampy izay ny fotoana nanaovanareo ny sitrapon’izao tontolo izao,+ tamin’ianareo nanana fitondran-tena tsy misy henatra, nanaram-po tamin’ny filan’ny nofo, nisotro tafahoatra, nanao fety tsy voafehy, nifaninana nisotro, ary nanao fanompoan-tsampy maharikoriko.+