23 Tsy izany ihany, fa mitaraina ao anatintsika ao+ koa isika na dia manana an’ilay voaloham-bokatra aza, dia ny fanahy. Miandry mafy koa isika mba hatsangan’Andriamanitra ho zanany,+ izany hoe mba hafahany amin’ny alalan’ny vidim-panavotana ny vatantsika.