2 Korintianina 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Be herim-po foana àry isika ary fantatsika fa raha mbola monina ato amin’ity vatana ity isika, dia mbola tsy any amin’ny Tompo.+ 2 Korintianina 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Be herim-po anefa isika, ary aleontsika tsy ao amin’ity vatana ity fa hiara-mipetraka amin’ny Tompo.+
6 Be herim-po foana àry isika ary fantatsika fa raha mbola monina ato amin’ity vatana ity isika, dia mbola tsy any amin’ny Tompo.+
8 Be herim-po anefa isika, ary aleontsika tsy ao amin’ity vatana ity fa hiara-mipetraka amin’ny Tompo.+