Asan’ny Apostoly 16:22, 23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia niara-nanohitra azy roa lahy ny vahoaka. Ary nendahan’ireo tompon’andraiki-panjakana ny akanjo nanaovan’izy roa lahy, ka nasainy nokapohina tamin’ny hazo izy ireo.+ 23 Dia nogadrainy izy roa lahy rehefa avy nokapohiny imbetsaka. Ary nomeny baiko ny mpiambina mba hiambina tsara azy ireo.+ 1 Tesalonianina 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Na dia nijaly sy nalam-baraka aza mantsy izahay tany Filipy,+ araka ny efa fantatrareo, dia nampian’ilay Andriamanitsika ho sahy* hitory ny vaovao tsara+ taminareo, na dia nisy nanohitra mafy aza.*
22 Dia niara-nanohitra azy roa lahy ny vahoaka. Ary nendahan’ireo tompon’andraiki-panjakana ny akanjo nanaovan’izy roa lahy, ka nasainy nokapohina tamin’ny hazo izy ireo.+ 23 Dia nogadrainy izy roa lahy rehefa avy nokapohiny imbetsaka. Ary nomeny baiko ny mpiambina mba hiambina tsara azy ireo.+
2 Na dia nijaly sy nalam-baraka aza mantsy izahay tany Filipy,+ araka ny efa fantatrareo, dia nampian’ilay Andriamanitsika ho sahy* hitory ny vaovao tsara+ taminareo, na dia nisy nanohitra mafy aza.*