1 Korintianina 15:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Toy izany koa ny fitsanganan’ny maty. Vatana mety lo izy rehefa afafy, fa tsy mety lo+ kosa rehefa atsangana. 1 Korintianina 15:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Hoatran’ny itovizantsika endrika amin’ilay natao tamin’ny vovoka+ no hitovizantsika endrika amin’ilay avy any an-danitra.+
42 Toy izany koa ny fitsanganan’ny maty. Vatana mety lo izy rehefa afafy, fa tsy mety lo+ kosa rehefa atsangana.
49 Hoatran’ny itovizantsika endrika amin’ilay natao tamin’ny vovoka+ no hitovizantsika endrika amin’ilay avy any an-danitra.+