9 Dia hoy i Jesosy: “Efa izay ela izay aho no niaraka taminareo, dia mbola tsy mahafantatra ahy ihany ve ianao, ry Filipo? Izay nahita ahy dia nahita ny Ray koa.+ Koa maninona ianao no miteny hoe: ‘Asehoy anay ny Ray’?
17 Ho an’ilay Mpanjakan’ny mandrakizay,+ izay tsy mety lo+ sady tsy hita maso,+ dia ilay Andriamanitra tokana+ anie ny haja sy ny voninahitra mandrakizay mandrakizay! Amena.