Romanina 15:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nandray tsara anareo i Kristy,+ dia mba raiso tsara* koa ny hafa.+ Rehefa manao an’izany ianareo samy ianareo, dia hahazo voninahitra Andriamanitra.
7 Nandray tsara anareo i Kristy,+ dia mba raiso tsara* koa ny hafa.+ Rehefa manao an’izany ianareo samy ianareo, dia hahazo voninahitra Andriamanitra.