Efesianina 4:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Miangavy anareo àry aho, izaho ilay gadra+ noho ny amin’ny Tompo, mba hitondra tena tsara ianareo ka ho mendrika+ an’ilay fiantsoana anareo, 2 izany hoe hanetry tena+ sy halemy fanahy foana, hanam-paharetana,+ hifandefitra* noho ny fitiavana,+ 1 Tesalonianina 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ampirisihinay koa ianareo, ry rahalahy, mba hampitandrina* an’izay tsy laitra fehezina,+ hampahery ny kivy,* hanohana an’izay malemy, ary hanam-paharetana amin’ny olona rehetra.+
4 Miangavy anareo àry aho, izaho ilay gadra+ noho ny amin’ny Tompo, mba hitondra tena tsara ianareo ka ho mendrika+ an’ilay fiantsoana anareo, 2 izany hoe hanetry tena+ sy halemy fanahy foana, hanam-paharetana,+ hifandefitra* noho ny fitiavana,+
14 Ampirisihinay koa ianareo, ry rahalahy, mba hampitandrina* an’izay tsy laitra fehezina,+ hampahery ny kivy,* hanohana an’izay malemy, ary hanam-paharetana amin’ny olona rehetra.+