1 Korintianina 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa na manana mpitaiza* 10 000 ao amin’i Kristy aza ianareo, dia azo antoka fa tsy be dia be ny rainareo. Lasa rainareo ao amin’i Kristy Jesosy mantsy aho, satria nitory ny vaovao tsara taminareo.+
15 Fa na manana mpitaiza* 10 000 ao amin’i Kristy aza ianareo, dia azo antoka fa tsy be dia be ny rainareo. Lasa rainareo ao amin’i Kristy Jesosy mantsy aho, satria nitory ny vaovao tsara taminareo.+