-
Asan’ny Apostoly 2:22, 23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 “Ry lehilahy israelita, henoy izao teny izao: Nasehon’Andriamanitra niharihary taminareo hoe nirahiny ilay lehilahy atao hoe Jesosy avy any Nazareta, satria tamin’ny alalany no nanaovan’Andriamanitra zavatra miavaka sy fahagagana* ary famantarana,+ araka ny efa fantatrareo. 23 Natolotra anareo iny lehilahy iny, satria efa sitrapon’Andriamanitra* izany sady efa fantany mialoha.+ Nofantsihanareo teo amin’ny tsato-kazo izy, ary olona mpandika lalàna no nasainareo nanao an’izany. Novonoinareo izy,+
-