Asan’ny Apostoly 14:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary nankahery an’ireo mpianatra+ tany izy ireo sady nampirisika azy tsy hiala amin’ny finoana, ka niteny hoe: “Tsy maintsy miatrika fahoriana maro+ isika vao ho tafiditra ao amin’ny Fanjakan’Andriamanitra.” 1 Korintianina 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa amiko, dia hoatran’ny hoe izahay apostoly no nataon’Andriamanitra niakatra an-tsehatra farany, toy ny olona voaheloka ho faty.+ Naseho teny ambony sehatra mantsy izahay mba hojeren’izao tontolo izao+ sy ny anjely ary ny olona. 1 Petera 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Izany tokoa mantsy no niantsoana anareo, satria na i Kristy aza nijaly ho anareo,+ ka nanome modely ho anareo mba hanarahanareo akaiky ny diany.+
22 Ary nankahery an’ireo mpianatra+ tany izy ireo sady nampirisika azy tsy hiala amin’ny finoana, ka niteny hoe: “Tsy maintsy miatrika fahoriana maro+ isika vao ho tafiditra ao amin’ny Fanjakan’Andriamanitra.”
9 Fa amiko, dia hoatran’ny hoe izahay apostoly no nataon’Andriamanitra niakatra an-tsehatra farany, toy ny olona voaheloka ho faty.+ Naseho teny ambony sehatra mantsy izahay mba hojeren’izao tontolo izao+ sy ny anjely ary ny olona.
21 Izany tokoa mantsy no niantsoana anareo, satria na i Kristy aza nijaly ho anareo,+ ka nanome modely ho anareo mba hanarahanareo akaiky ny diany.+