19 Mampiasa teny azon’ny olona aho noho ny fahalemen’ny nofonareo. Natolotrareo ho mpanompon’ny fahalotoana sy ny fandikan-dalàna mantsy ny vatanareo* mba handika lalàna, fa izao kosa atolory ho mpanompon’ny fahamarinana ny vatanareo* mba ho masina.+