12 Efa ho lasa ny alina, ka efa ho maraina ny andro. Andao àry isika hiala amin’ny* zava-dratsy fanaon’olona ao amin’ny maizina,+ ka hampiasa* ny fitaovam-piadian’ny mazava.+
8 Tao amin’ny haizina mantsy ianareo teo aloha, fa efa ao amin’ny mazava+ kosa izao, noho ianareo tafaray amin’ny Tompo.+ Asehoy eo amin’ny fiainanareo foana fa zanaky ny mazava ianareo.