-
Filipianina 2:29, 30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Koa raiso tsara izy, hoatran’ny fanaonareo rehefa mandray ny mpanara-dia ny Tompo, sady raiso amim-pifaliana be, ary tiavo sy hajao foana ny olona hoatr’azy.+ 30 Efa saika maty mantsy izy noho izy nanao ny asan’i Kristy,* ka nanao vivery ny ainy mba hanampiana ahy, satria ianareo tsy eto dia tsy afaka manampy ahy.+
-