Kolosianina 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary rehefa voavaky eo aminareo ity taratasy ity, dia alefaso any amin’ny fiangonana any Laodikia mba hovakina+ any koa. Dia mba vakio koa ilay avy any Laodikia.
16 Ary rehefa voavaky eo aminareo ity taratasy ity, dia alefaso any amin’ny fiangonana any Laodikia mba hovakina+ any koa. Dia mba vakio koa ilay avy any Laodikia.