3 Ho avy mantsy ny fotoana tsy hahazakan’ny olona ny fampianarana mahasoa+ ka hitadiavany mpampianatra, araka izay tiany, mba handrenesany zavatra mahafinaritra ny sofiny.+ 4 Tsy hihaino ny fahamarinana intsony izy ireo, fa hihaino tantara tsy marina.