1 Tesalonianina 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Lasa nanahaka anay+ sy ny Tompo+ ianareo, satria faly nanaiky an’izay notorinay noho ny fanampian’ny fanahy masina, na dia niaritra fahoriana be+ aza. 1 Tesalonianina 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa efa nanahaka an’ireo fiangonan’Andriamanitra tafaray amin’i Kristy Jesosy any Jodia ianareo, ry rahalahy. Nijaly noho ny nataon’ny mpiray tanindrazana+ aminareo mantsy ianareo, hoatr’azy ireo koa izay mijaly noho ny ataon’ny Jiosy. 1 Petera 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Izany tokoa mantsy no niantsoana anareo, satria na i Kristy aza nijaly ho anareo,+ ka nanome modely ho anareo mba hanarahanareo akaiky ny diany.+
6 Lasa nanahaka anay+ sy ny Tompo+ ianareo, satria faly nanaiky an’izay notorinay noho ny fanampian’ny fanahy masina, na dia niaritra fahoriana be+ aza.
14 Fa efa nanahaka an’ireo fiangonan’Andriamanitra tafaray amin’i Kristy Jesosy any Jodia ianareo, ry rahalahy. Nijaly noho ny nataon’ny mpiray tanindrazana+ aminareo mantsy ianareo, hoatr’azy ireo koa izay mijaly noho ny ataon’ny Jiosy.
21 Izany tokoa mantsy no niantsoana anareo, satria na i Kristy aza nijaly ho anareo,+ ka nanome modely ho anareo mba hanarahanareo akaiky ny diany.+