-
1 Petera 1:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Hoderaina anie Andriamanitra Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika, satria be famindram-po izy ka naterany indray+ isika, dia lasa manana fanantenana velona+ noho izy nanangana an’i Jesosy Kristy tamin’ny maty.+ 4 Naterany indray tokoa isika mba hanana lova tsy mety simba sy tsy misy loto ary maharitra.+ Voatahiry any an-danitra ho anareo izany,+
-