-
1 Korintianina 15:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Mbà tonga saina ka manaova ny marina, ary aza zatra manota. Tsy mahalala an’Andriamanitra mantsy ny sasany. Ny hampahamenatra anareo no ilazako an’izany.
-