Genesisy 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hoy i Jehovah Andriamanitra avy eo: “Tsy tsara raha irery foana ralehilahy. Andeha hanaovako mpanampy mety tsara aminy* izy.”+ Genesisy 2:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary nanao vehivavy tamin’ilay taolan-tehezana nalainy tamin’ilay lehilahy i Jehovah Andriamanitra. Dia avy eo nentiny nankany amin’ilay lehilahy ilay vehivavy.+ 1 Korintianina 11:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy ny lehilahy mantsy no avy tamin’ny vehivavy, fa ny vehivavy no avy tamin’ny lehilahy.+
18 Hoy i Jehovah Andriamanitra avy eo: “Tsy tsara raha irery foana ralehilahy. Andeha hanaovako mpanampy mety tsara aminy* izy.”+
22 Ary nanao vehivavy tamin’ilay taolan-tehezana nalainy tamin’ilay lehilahy i Jehovah Andriamanitra. Dia avy eo nentiny nankany amin’ilay lehilahy ilay vehivavy.+