2 Timoty 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa ianao kosa, araho foana ny zavatra nianaranao sy nandresen-dahatra anao ka inoanao.+ Fantatrao mantsy hoe iza avy no nampianatra anao an’ireny.
14 Fa ianao kosa, araho foana ny zavatra nianaranao sy nandresen-dahatra anao ka inoanao.+ Fantatrao mantsy hoe iza avy no nampianatra anao an’ireny.