1 Timoty 2:3, 4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsara sady ankasitrahana eo imason’Andriamanitra Mpamonjy antsika+ izany. 4 Ary sitrapon’Andriamanitra ny hamonjena ny karazan’olona rehetra+ sy ny hahalalan’izy ireo tsara ny fahamarinana.
3 Tsara sady ankasitrahana eo imason’Andriamanitra Mpamonjy antsika+ izany. 4 Ary sitrapon’Andriamanitra ny hamonjena ny karazan’olona rehetra+ sy ny hahalalan’izy ireo tsara ny fahamarinana.