Jaona 14:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ilay mpanampy, izany hoe ny fanahy masina, izay hirahin’ny Ray amin’ny anarako, anefa no hampianatra anareo ny zava-drehetra, sady hampahatsiahy anareo an’izay rehetra nolazaiko taminareo.+ 2 Petera 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tsy noho ny sitrapon’olombelona+ na oviana na oviana mantsy no nampisy ny faminaniana, fa teny avy amin’Andriamanitra kosa no nolazain’ny olona, araka izay nitarihan’ny* fanahy masina+ azy.
26 Ilay mpanampy, izany hoe ny fanahy masina, izay hirahin’ny Ray amin’ny anarako, anefa no hampianatra anareo ny zava-drehetra, sady hampahatsiahy anareo an’izay rehetra nolazaiko taminareo.+
21 Tsy noho ny sitrapon’olombelona+ na oviana na oviana mantsy no nampisy ny faminaniana, fa teny avy amin’Andriamanitra kosa no nolazain’ny olona, araka izay nitarihan’ny* fanahy masina+ azy.