1 Korintianina 9:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Mifehy tena amin’ny zava-drehetra koa izay rehetra mandray anjara amin’ny fifaninanana.* Mazava ho azy fa manao an’izany izy ireo mba hahazoana satroboninahitra mety simba,+ fa isika kosa manao an’izany mba hahazoana ny tsy mety simba.+ Jakoba 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Sambatra izay olona miaritra foana rehefa misy fitsapana,+ satria rehefa ankasitrahana izy, dia hahazo ny satroboninahitry ny fiainana,+ izay nampanantenain’i Jehovah* an’izay tia Azy foana.+
25 Mifehy tena amin’ny zava-drehetra koa izay rehetra mandray anjara amin’ny fifaninanana.* Mazava ho azy fa manao an’izany izy ireo mba hahazoana satroboninahitra mety simba,+ fa isika kosa manao an’izany mba hahazoana ny tsy mety simba.+
12 Sambatra izay olona miaritra foana rehefa misy fitsapana,+ satria rehefa ankasitrahana izy, dia hahazo ny satroboninahitry ny fiainana,+ izay nampanantenain’i Jehovah* an’izay tia Azy foana.+