-
1 Timoty 6:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Raha misy olona mampianatra zavatra hafa, ka tsy manaiky ny fampianarana mahasoa*+ avy amin’i Jesosy Kristy Tompontsika, na tsy manaiky ny fampianarana izay mampirisika antsika hahafoy tena ho an’Andriamanitra,+ 4 dia olona mieboebo izy, ary tsy misy zavatra takatry ny sainy.+ Tsy manan-tsaina afa-tsy ny handresy lahatra sy ny hiady hevitra* momba ny teny+ izy. Ireo zavatra ireo no mahatonga ny olona hialona, hifamaly, hanendrikendrika,* hifampiahiahy,
-