Romanina 16:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mampamangy any amin’ilay fiangonana mivory ao an-tranon’izy mivady.+ Mampamangy any amin’i Epaineto malalako, ilay voaloham-bokatra tany Azia ho an’i Kristy. 1 Korintianina 16:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Mampamangy, hono, ianareo, hoy ireo fiangonana atỳ Azia. Mampamangy indrindra, hono, ianareo ao amin’ny Tompo, hoy i Akoila sy Priska ary ny fiangonana mivory ao an-tranony.+
5 Mampamangy any amin’ilay fiangonana mivory ao an-tranon’izy mivady.+ Mampamangy any amin’i Epaineto malalako, ilay voaloham-bokatra tany Azia ho an’i Kristy.
19 Mampamangy, hono, ianareo, hoy ireo fiangonana atỳ Azia. Mampamangy indrindra, hono, ianareo ao amin’ny Tompo, hoy i Akoila sy Priska ary ny fiangonana mivory ao an-tranony.+