Efesianina 1:15, 16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Noho izany, rehefa henoko hoe lasa mino an’i Jesosy Tompo ianareo, sady maneho fitiavana amin’ny olona masina rehetra, 16 dia tsy mitsahatra misaotra an’Andriamanitra aho noho ny aminareo. Mivavaka ho anareo foana koa aho 1 Tesalonianina 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Misaotra an’Andriamanitra foana izahay rehefa miresaka momba anareo rehetra amin’ny vavaka.+
15 Noho izany, rehefa henoko hoe lasa mino an’i Jesosy Tompo ianareo, sady maneho fitiavana amin’ny olona masina rehetra, 16 dia tsy mitsahatra misaotra an’Andriamanitra aho noho ny aminareo. Mivavaka ho anareo foana koa aho