Romanina 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa rehefa maty izy, dia maty indray mandeha fotsiny mba hanesorana ny ota.+ Rehefa velona kosa izy, dia velona mba hanao ny sitrapon’Andriamanitra. Hebreo 9:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 dia hoatr’izany koa fa natolotra indray mandeha fotsiny i Kristy mba hitondra ny fahotan’ny olona maro.+ Ary rehefa miseho fanindroany izy, dia tsy hoe hanala fahotana,* fa hiseho amin’izay miandry azy mafy mba hamonjy azy ireo.+ Hebreo 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa nataony lavorary mandrakizay izay olona nohamasinina,+ ka fanatitra anankiray natao sorona no nanaovany an’izany.
10 Fa rehefa maty izy, dia maty indray mandeha fotsiny mba hanesorana ny ota.+ Rehefa velona kosa izy, dia velona mba hanao ny sitrapon’Andriamanitra.
28 dia hoatr’izany koa fa natolotra indray mandeha fotsiny i Kristy mba hitondra ny fahotan’ny olona maro.+ Ary rehefa miseho fanindroany izy, dia tsy hoe hanala fahotana,* fa hiseho amin’izay miandry azy mafy mba hamonjy azy ireo.+
14 Fa nataony lavorary mandrakizay izay olona nohamasinina,+ ka fanatitra anankiray natao sorona no nanaovany an’izany.