Hebreo 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Raha nahatonga ny olona ho lavorary àry ny fisoronan’ny Levita+—satria anisan’ilay Lalàna nomena ny vahoaka izy io—dia inona indray no ilana hanendrena mpisorona hafa lazaina hoe hoatran’i Melkizedeka,+ fa tsy hoatran’i Arona? Hebreo 7:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nofoanana àry ilay didy teo aloha satria voafetra ihany ny zavatra vitany,* ary tsy mandaitra+ ilay izy.
11 Raha nahatonga ny olona ho lavorary àry ny fisoronan’ny Levita+—satria anisan’ilay Lalàna nomena ny vahoaka izy io—dia inona indray no ilana hanendrena mpisorona hafa lazaina hoe hoatran’i Melkizedeka,+ fa tsy hoatran’i Arona?
18 Nofoanana àry ilay didy teo aloha satria voafetra ihany ny zavatra vitany,* ary tsy mandaitra+ ilay izy.