Deoteronomia 17:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Olona roa na telo no mijoro ho vavolombelona,+ vao azo vonoina ho faty ny olona mendrika ho faty. Tsy azo vonoina ho faty noho ny tenin’ny vavolombelona iray ihany izy.+
6 Olona roa na telo no mijoro ho vavolombelona,+ vao azo vonoina ho faty ny olona mendrika ho faty. Tsy azo vonoina ho faty noho ny tenin’ny vavolombelona iray ihany izy.+