2 Mpanjaka 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hoy àry izy ireo: “Lehilahy nanao akanjo volom-biby,+ ary nisy fehikibo hoditra teo amin’ny andilany.”+ Tonga dia nilaza ny mpanjaka hoe: “I Elia Tisbita izany.”
8 Hoy àry izy ireo: “Lehilahy nanao akanjo volom-biby,+ ary nisy fehikibo hoditra teo amin’ny andilany.”+ Tonga dia nilaza ny mpanjaka hoe: “I Elia Tisbita izany.”