Genesisy 18:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Sanatria anao ny hamono ny olo-marina miaraka amin’ny ratsy fanahy, ka hoe hitovy ihany ny hiafaran’ny olo-marina sy ny ratsy fanahy!+ Sanatria anao ny hanao an’izany!+ Dia tsy hanao ny rariny ve ny Mpitsara ny tany manontolo?”+ Salamo 94:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mitsangàna, ry Mpitsara ny tany+ ô, Ka valio araka izay sahaza azy ny olona manambony tena.+ Isaia 33:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa i Jehovah no Mpitsara antsika,+I Jehovah no Mpanao Lalàna ho antsika.+I Jehovah no Mpanjakantsika,+Ary izy no hamonjy antsika.+
25 Sanatria anao ny hamono ny olo-marina miaraka amin’ny ratsy fanahy, ka hoe hitovy ihany ny hiafaran’ny olo-marina sy ny ratsy fanahy!+ Sanatria anao ny hanao an’izany!+ Dia tsy hanao ny rariny ve ny Mpitsara ny tany manontolo?”+
22 Fa i Jehovah no Mpitsara antsika,+I Jehovah no Mpanao Lalàna ho antsika.+I Jehovah no Mpanjakantsika,+Ary izy no hamonjy antsika.+