27 Nandray kaopy koa izy ka nisaotra an’Andriamanitra, dia nomeny azy ireo ilay kaopy, sady hoy izy: “Misotroa amin’ity daholo ianareo.+ 28 Fa ity no rako,+ dia ‘ny ran’ny fifanekena’+ izay halatsaka mba hahasoa olona maro,+ ka ho voavela ny fahotan’izy ireo.+