Salamo 95:7, 8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa izy no Andriamanitsika,Ary isika no vahoaka ao an-kijanany,Dia ondry karakarainy.*+ Raha mihaino ny feony+ ianareo anio, 8 Dia aza manamafy ny fonareo toy ny tao Meriba,*+Sy hoatran’ilay tao Masa* tany an-tany efitra,+
7 Fa izy no Andriamanitsika,Ary isika no vahoaka ao an-kijanany,Dia ondry karakarainy.*+ Raha mihaino ny feony+ ianareo anio, 8 Dia aza manamafy ny fonareo toy ny tao Meriba,*+Sy hoatran’ilay tao Masa* tany an-tany efitra,+