6 Izany misy miteny hoe: “Miantsoantsoa!”
Dia misy mamaly hoe: “Hiantso hoe ahoana?”
“Ahitra ihany ny olombelona rehetra,
Ary hoatran’ny voninkazo eny an-tsaha daholo ny fitiavany sy ny tsy fivadihany.+
7 Maina ny ahi-maitso,
Ary malazo ny voninkazo,+
Satria notsofin’i Jehovah tamin’ny fofonainy.+
Ahitra fotsiny tokoa ny olona.