Galatianina 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ry rahalahy, raha misy olona manao zavatra tsy mety nefa tsy fantany akory, dia ianareo izay matotra* no tokony hiezaka hanitsy azy amim-pahalemem-panahy.+ Mitandrema tsara+ anefa sao halaim-panahy koa ianao.+
6 Ry rahalahy, raha misy olona manao zavatra tsy mety nefa tsy fantany akory, dia ianareo izay matotra* no tokony hiezaka hanitsy azy amim-pahalemem-panahy.+ Mitandrema tsara+ anefa sao halaim-panahy koa ianao.+